Ilay Papangon'ny Nofy (The Kite of Dreams)

Pilar Lopez Avila; Paula Merlan ·

Ver Precio
Envío a toda Colombia

Reseña del libro

Mohesiwa's wishes take shape in the jungle where he lives and plays. Amunet smiles as she thinks about her future. Juana daydreams when she cleans car windshields and, on the other side of the world, Anja and her brother Tovo search amongst mounds of trash, without ever losing sight of their dreams. The boys and girls in these short stories fly their kites and dream of a better world. Grab on to its string and join them as you fly away with the Kite of Dreams. Ao anaty ala mikitroka ipetrahany sy ilalaovany no tanteraka ny nofin'i Mohesiwa. Mitsiky i Amunet mieritreritra ny hoaviny. Manonofy atoandro i Juana eo am-panasana fitaratra arorivotry ny fiara ary, any amin'ny ilan'izao tontolo izao kosa, i Anja sy Tovo zandriny mikaroka anatin'ireo fako miavosa, tsy mitsahatra mibanjina ny nofin'izy ireo. Mampanidina ny papangony ireo ankizilahy sy ankizivavy ao amin'ireo tantara fohy ireo ary manonofy tontolo tsara kokoa. Tazony mafy ny tadiny, dia tongava hiaraka amin'izy ireo hanidina lavitra miaraka amin'ilay Papangon'ny Nofy.

Opiniones del Libro

Opiniones sobre Buscalibre

Ver más opiniones de clientes